John 11:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lehilahy iray narary, dia i Lazarosy avy any Betania, tanànan’i Maria sy i Marta rahavaviny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy lehilahy anankiray narary, dia i Lazara avy any Betania, vohitr’i Maria sy Marta rahavaviny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy lehilahy anankiray narary, dia i Lazara izay nonina tao Betania, tanàna nisy an’i Maria sy i Marta rahavaviny.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy lehilahy anankiray narary, dia Lazarosy avy any Betania, tanànan'i Maria sy Marta rahavaviny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lehilahy iray narary, dia i Lazarosy avy any Betania, tanànan’i Maria sy i Marta rahavaviny.
malagasy
Ary nisy lehilahy anankiray narary, dia Lazarosy avy any Betania, tanànan'i Maria sy Marta rahavaviny.