John 11:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy kosa mandeha amin’ny alina dia ho tafintohina izy satria tsy misy mazava ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny mandeha alina no tafintohina, satria tsy manam-pahazavana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa raha misy mandeha amin’ny alina, dia ho tafintohina izy satria tsy misy fahazavana ao aminy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy kosa mandeha amin'ny alina, dia ho tafintohina izay, ka tsy misy mazava ao aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy kosa mandeha amin’ny alina dia ho tafintohina izy satria tsy misy mazava ao aminy.
malagasy
Fa raha misy kosa mandeha amin'ny alina, dia ho tafintohina izay, ka tsy misy mazava ao aminy.