John 11:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpianatra Taminy: Tompoko, raha matory izy dia azo vonjena ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny mpianany: «Raha matory izy, Tompoko, dia ho sitrana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny mpianany taminy: –Raha matory izy, ry Tompo, dia ho sitrana ihany!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ny mpianatra taminy: Tompoko, raha matory izy, dia ho tsara ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpianatra Taminy: Tompoko, raha matory izy dia azo vonjena ihany.
malagasy
Dia hoy ny mpianatra taminy: Tompoko, raha matory izy, dia ho tsara ihany.