John 11:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa Jesosy tamin’io dia nilaza ny fahafatesan’i Lazarosy; saingy nataon’izy ireo kosa fa ny fialan-tsasatra amin’ny torimaso no nolazainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny nahafatesany no nolazain’i Jesoa, nefa torimaso tsotra izao kosa no nampoizin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahafatesan’i Lazara no voalazan’i Jesoa, kanefa nihevitra izy ireo fa torimaso no teneniny.
Malagasy Bible 1865
Nefa Jesosy nilaza ny fahafatesany; fa nataon'izy ireo kosa fa fialan-tsasatra amin'ny torimaso no nolazainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa Jesosy tamin’io dia nilaza ny fahafatesan’i Lazarosy; saingy nataon’izy ireo kosa fa ny fialan-tsasatra amin’ny torimaso no nolazainy.
malagasy
Nefa Jesosy nilaza ny fahafatesany; fa nataon'izy ireo kosa fa fialan-tsasatra amin'ny torimaso no nolazainy.