John 11:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’izay Jesosy vao nilaza mazava taminy hoe: Maty i Lazarosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay i Jesoa vao nilaza tsotra tamin’izy ireo hoe: «Maty i Lazara,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay i Jesoa vao nilaza mazava taminy hoe: –Maty i Lazara!
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izany Jesosy dia nilaza tsotra taminy hoe: Maty Lazarosy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’izay Jesosy vao nilaza mazava taminy hoe: Maty i Lazarosy.
malagasy
Ary tamin'izany Jesosy dia nilaza tsotra taminy hoe: Maty Lazarosy;