John 11:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary faly Aho noho ny aminareo satria tsy tany, mba hinoanareo; fa andeha isika hankany aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary noho ianareo dia faly Aho satria tsy tao, mba hinoanareo; koa andeha isika hankany aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary noho ianareo, dia faly Aho tsy teo aminy, mba hinoanareo. Koa ndeha isika hankany amin’i Lazara!
Malagasy Bible 1865
ary faly Aho noho ny aminareo, satria tsy teo Aho, mba hinoanareo; fa andeha isika hankany aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary faly Aho noho ny aminareo satria tsy tany, mba hinoanareo; fa andeha isika hankany aminy.
malagasy
ary faly Aho noho ny aminareo, satria tsy teo Aho, mba hinoanareo; fa andeha isika hankany aminy.