John 11:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy i Tomasy, izay atao hoe Kambana, tamin’ny mpianatra namany: Andeha koa isika mba hiara-maty aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Tomà izay atao hoe Didimo tamin’ny mpianatra namany: «Andeha koa isika mba hiara-maty aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Tômà (ilay atao hoe Ikambana) dia niteny tamin’ny mpianatra namany hoe: –Ndeha koa isika hiara-maty amin’ny Mpampianatra antsika!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Tomasy (izay atao hoe Didymo) tamin'ny mpianatra namany: Andeha isika mba hiara-maty aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy i Tomasy, izay atao hoe Kambana, tamin’ny mpianatra namany: Andeha koa isika mba hiara-maty aminy.
malagasy
Dia hoy Tomasy (izay atao hoe Didymo) tamin'ny mpianatra namany: Andeha isika mba hiara-maty aminy.