John 11:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony tonga Jesosy dia hitany fa efa nilevina hefarana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany i Jesoa, dia hitany fa efa nilevina hefarana izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony tonga tany Betania i Jesoa, dia nahita fa efa nalevina efatra andro i Lazara.
Malagasy Bible 1865
Ary nony tonga Jesosy, dia hitany fa efa nilevina hefarana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony tonga Jesosy dia hitany fa efa nilevina hefarana izy.
malagasy
Ary nony tonga Jesosy, dia hitany fa efa nilevina hefarana izy.