John 11:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Betania dia tao akaikin’i Jerosalema, tokony ho dimy amby folo stadio no elanelany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Betania dia tao akaikin’i Jerosalema tokony ho dimy ambin’ny folo stady,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ity Betania ity dia akaikin’i Jerosalema tokony ho telo kilaometatra,
Malagasy Bible 1865
Ary Betania dia tao akaikin'i Jerosalema, tokony ho dimy ambin'ny folo stadio no elanelany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Betania dia tao akaikin’i Jerosalema, tokony ho dimy amby folo stadio no elanelany.
malagasy
Ary Betania dia tao akaikin'i Jerosalema, tokony ho dimy ambin'ny folo stadio no elanelany. [Na: telo kilometatra]