John 11:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maro tamin’ny Jiosy no efa tonga teo amin’i Marta sy i Maria mba hitsapa alahelo azy noho ny amin’ny anadahiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka maro tamin’ny Jody no tonga tao amin’i Marta sy i Maria mba hitsapa alahelo azy noho ny nahafatesan’ny anadahiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka maro tamin’ny Jiosy no tonga tao amin-dry i Marta sy i Maria hitsapa alahelo azy mirahavavy noho ny nahafatesan’ny anadahiny.
Malagasy Bible 1865
Ary maro tamin'ny Jiosy no efa tonga teo amin'i Marta sy Maria hitsapa alahelo azy noho ny amin'ny anadahiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maro tamin’ny Jiosy* no efa tonga teo amin’i Marta sy i Maria mba hitsapa alahelo azy noho ny amin’ny anadahiny.
malagasy
Ary maro tamin'ny Jiosy no efa tonga teo amin'i Marta sy Maria hitsapa alahelo azy noho ny amin'ny anadahiny.