John 11:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
I Maria dia ilay nanosotra menaka manitra ny Tompo sy namaoka ny tongony tamin’ny volon-dohany, ary i Lazarosy anadahiny ity narary ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Maria dia ilay vehivavy nanosotra diloilo manitra ny Tompo sy namaoka ny tongony tamin’ny volon-dohany; ary i Lazara anadahiny no narary.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Maria dia ilay vehivavy nanosotra ilomanitra ny tongotry ny Tompo sy namaoka ny tongony tamin’ny volon-dohany; ary i Lazara anadahiny no narary.
Malagasy Bible 1865
Maria dia ilay nanosotra ny Tompo tamin'ny menaka manitra sy namaoka ny tongony tamin'ny volon-dohany, ary Lazarosy anadahiny no narary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
I Maria dia ilay nanosotra menaka manitra ny Tompo sy namaoka ny tongony tamin’ny volon-dohany, ary i Lazarosy anadahiny ity narary ity.
malagasy
Maria dia ilay nanosotra ny Tompo tamin'ny menaka manitra sy namaoka ny tongony tamin'ny volon-dohany, ary Lazarosy anadahiny no narary.