John 11:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Marta, raha nandre fa tamy Jesosy, dia nandeha nitsena Azy; fa i Maria kosa dia nitoetra tao an-trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vantany vao ren’i Marta fa hoe tamy i Jesoa, dia nandeha nitsena Azy izy, fa i Maria no nijanona tao an-trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao ren’i Marta fa tamy i Jesoa, dia lasa izy nitsena Azy; fa i Maria no nipetraka tao an-trano.
Malagasy Bible 1865
Ary Marta, raha nandre fa tamy Jesosy, dia nandeha nitsena Azy; fa Maria kosa nitoetra tao an-trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Marta, raha nandre fa tamy Jesosy, dia nandeha nitsena Azy; fa i Maria kosa dia nitoetra tao an-trano.
malagasy
Ary Marta, raha nandre fa tamy Jesosy, dia nandeha nitsena Azy; fa Maria kosa nitoetra tao an-trano.