John 11:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Marta tamin’i Jesosy: Tompoko, raha teto Ianao dia tsy maty ny anadahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Marta tamin’i Jesoa: «Raha tatỳ Ianao, Tompoko, dia tsy maty ny anadahiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Marta tamin’i Jesoa: –Raha teto Ianao, ry Tompo, dia tsy maty ny anadahiko.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Marta tamin'i Jesosy: Tompoko, raha teto Hianao, dia tsy maty ny anadahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Marta tamin’i Jesosy: Tompoko, raha teto Ianao dia tsy maty ny anadahiko.
malagasy
Ary hoy Marta tamin'i Jesosy: Tompoko, raha teto Hianao, dia tsy maty ny anadahiko.