John 11:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa fantatro fa na dia ankehitriny izao aza, na inona na inona no hangatahinao amin’Andriamanitra, dia homen’Andriamanitra Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary na dia izao aza, dia fantatro fa na inona na inona hangatahinao amin’Andriamanitra, dia homen’Andriamanitra Anao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na dia izao ankehitriny izao aza, dia fantatro fa na inona na inona hangatahinao amin’Andriamanitra, dia homen’Andriamanitra Anao.
Malagasy Bible 1865
Nefa fantatro fa na dia ankehitriny izao aza na inona na inona no hangatahinao amin'Andriamanitra dia homen'Andriamanitra Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa fantatro fa na dia ankehitriny izao aza, na inona na inona no hangatahinao amin’Andriamanitra, dia homen’Andriamanitra Anao.
malagasy
Nefa fantatro fa na dia ankehitriny izao aza na inona na inona no hangatahinao amin'Andriamanitra dia homen'Andriamanitra Anao.