John 11:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Marta taminy: Fantatro ihany fa hitsangana izy amin’ny fitsanganan’ny maty amin’ny andro farany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Marta taminy: «Fantatro fa hitsangana izy amin’ny farandro fitsanganan’ny maty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Marta taminy: –Fantatro fa hitsangana velona izy amin’ilay fitsanganan’ny maty amin’ny andro farany!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Marta taminy: Fantatro ihany fa hitsangana izy amin'ny fitsanganan'ny maty amin'ny andro farany;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Marta taminy: Fantatro ihany fa hitsangana izy amin’ny fitsanganan’ny maty amin’ny andro farany.
malagasy
Fa hoy Marta taminy: Fantatro ihany fa hitsangana izy amin'ny fitsanganan'ny maty amin'ny andro farany;