John 11:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Jesoa taminy: «Izaho no fananganana sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa taminy: –Izaho no manangana ho velona sy manome aina. Izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona;
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray.
malagasy