John 11:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nilaza izany izy dia nandeha niantso mangingina an’i Maria rahavaviny ka hoy izy hoe: Tonga ny Mpampianatra ka miantso anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa nilaza izany Izy, dia lasa niantso mangingina an’i Maria rahavaviny nanao hoe: «Ao ny Tompo, ka miantso anao Izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nilaza izany i Marta, dia lasa niantso mangingina an’i Maria rahavaviny nanao hoe: –Ao ny Mpampianatra, miantso anao!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nilaza izany izy, dia lasa nandeha ka niantso mangingina an'i Maria rahavaviny, nanao hoe: Tonga ny Mpampianatra ka miantso anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nilaza izany izy dia nandeha niantso mangingina an’i Maria rahavaviny ka hoy izy hoe: Tonga ny Mpampianatra ka miantso anao.
malagasy
Ary rehefa nilaza izany izy, dia lasa nandeha ka niantso mangingina an'i Maria rahavaviny, nanao hoe: Tonga ny Mpampianatra ka miantso anao.