John 11:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao nandre izany i Maria dia nitsangana haingana ka nankeo Aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nandre izany kosa i Maria, dia nitsangana niaraka tamin’izay, ka nankao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao nandre izany kosa i Maria, dia nitsangana faingana nankany amin’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao nandre izany Maria, dia nitsangana faingana izy ka nankeo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao nandre izany i Maria dia nitsangana haingana ka nankeo Aminy.
malagasy
Ary raha vao nandre izany Maria, dia nitsangana faingana izy ka nankeo aminy.