John 11:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandefa iraka tany amin’i Jesosy izy mirahavavy mba hilaza hoe: Tompoko, indro, marary ilay tianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka tany amin’i Jesoa ireto anabaviny hilaza hoe: «Tompo, marary ilay tianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia naniraka olona tany amin’i Jesoa izy mirahavavy hilaza hoe: –Tompo ô, marary ilay sakaizanao!
Malagasy Bible 1865
Ary izy mirahavavy dia naniraka tany amin'i Jesosy hanao hoe: Tompoko, marary ilay tianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandefa iraka tany amin’i Jesosy izy mirahavavy mba hilaza hoe: Tompoko, indro, marary ilay tianao.
malagasy
Ary izy mirahavavy dia naniraka tany amin'i Jesosy hanao hoe: Tompoko, marary ilay tianao.