John 11:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tsy mbola tonga tao an-tanàna Jesosy, fa mbola teo amin’ilay toerana nitsenan’i Marta Azy ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mbola tsy tonga tao an-tanàna i Jesoa, fa mbola teo amin’izay nitsenan’i Marta Azy ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola tsy tonga tao an-tanàna Izy fa mbola teo amin’ny toerana nitsenan’i Marta Azy ihany.
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy tsy mbola tonga tao an-tanàna, fa mbola teo amin'ilay nitsenan'i Marta Azy ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tsy mbola tonga tao an-tanàna Jesosy, fa mbola teo amin’ilay toerana nitsenan’i Marta Azy ihany.
malagasy
Fa Jesosy tsy mbola tonga tao an-tanàna, fa mbola teo amin'ilay nitsenan'i Marta Azy ihany.