John 11:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny Jiosy izay tao amin’i Maria tao an-trano ka nitsapa alahelo azy, raha nahita azy nitsangana haingana ka nivoaka avy tao dia nanaraka azy satria nataony fa nankany amin’ny fasana hitomany any izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan’ny Jody izay tao amin’i Maria tao an-trano sy nitsapa alahelo azy fa nitsangana haingana izy ka nivoaka, dia nanaraka azy izy ireo, fa nihevitra hoe: «Lasa hitomany any amin’ny fasana izy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny Jiosy izay teo amin’i Maria tao an-trano sy nitsapa alahelo azy, raha nahita azy nitsangana faingana ka lasa any ivelany, dia nanaraka azy, satria nataony fa nankany amin’ny fasana hitomany any izy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Jiosy izay tao amin'i Maria tao an-trano ka nitsapa alahelo azy, raha nahita azy nitsangana faingana ka nivoaka, dia nanaraka azy, satria nataony fa nankany amin'ny fasana hitomany any izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary ny Jiosy izay tao amin'i Maria tao an-trano ka nitsapa alahelo azy, raha nahita azy nitsangana faingana ka nivoaka, dia nanaraka azy, satria nataony fa nankany amin'ny fasana hitomany any izy.