John 11:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Maria, rehefa tonga teo amin’izay nisy an’i Jesosy ka nahita Azy, dia niankohoka teo amin’ny tongony ka niteny Taminy hoe: Tompoko, raha teto Ianao dia tsy maty ny anadahiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Maria kosa, nony tonga teo amin’izay nitoeran’i Jesoa ka nahita Azy, dia niankohoka tamin’ny tongony sy nanao taminy hoe: «Raha tatỳ Ianao, Tompoko, dia tsy maty ny anadahiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Maria kosa, nony tonga teo amin’izay nitoeran’i Jesoa, ka nahita Azy, dia niankohoka teo an-tongony sady niteny taminy hoe: –Raha teto Ianao, ry Tompo, dia tsy maty ny anadahiko!
Malagasy Bible 1865
Ary Maria, rehefa tonga teo amin'nitoeran'i Jesosy ka nahita Azy, dia niankohoka teo amin'ny tongony ka nanao taminy hoe: Tompoko, raha teto Hianao, dia tsy maty ny anadahiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Maria, rehefa tonga teo amin’izay nisy an’i Jesosy ka nahita Azy, dia niankohoka teo amin’ny tongony ka niteny Taminy hoe: Tompoko, raha teto Ianao dia tsy maty ny anadahiko.
malagasy
Ary Maria, rehefa tonga teo amin'nitoeran'i Jesosy ka nahita Azy, dia niankohoka teo amin'ny tongony ka nanao taminy hoe: Tompoko, raha teto Hianao, dia tsy maty ny anadahiko.