John 11:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy nony nahita azy nitomany sy ny Jiosy izay niaraka taminy nitomany koa dia vonto ny fanahiny ka nangorohoro ny tenany;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nahita azy nitomany i Jesoa sy ireto Jody niara-nitomany taminy koa, dia nandevy ny fony ary nientana iray ihany ny tenany rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony hitan’i Jesoa fa nitomany i Maria ary nitomany koa ireo Jiosy niaraka taminy, dia niontana ny fony ka tora-kovitra Izy
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy nony nahita azy nitomany sy ny Jiosy izay niaraka taminy nitomany koa, dia vonto ny fanahiny, ka tora-kovitra Izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy nony nahita azy nitomany sy ny Jiosy izay niaraka taminy nitomany koa dia vonto ny fanahiny ka nangorohoro ny tenany;
malagasy
Ary Jesosy nony nahita azy nitomany sy ny Jiosy izay niaraka taminy nitomany koa, dia vonto ny fanahiny, ka tora-kovitra Izy;