John 11:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary hoy Izy: Aiza moa no nandevenanareo azy? Dia hoy ireo Taminy: Tompoko, andeha hizaha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aiza no nandevenanareo azy,» hoy Izy? Dia hoy ireo taminy: «Andeha Ianao hizaha, Tompoko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sady nanao hoe: –Aiza no nandevenanareo azy? Dia hoy ireo taminy: –Avia Ianao hizaha, ry Tompo!
Malagasy Bible 1865
ary hoy Izy: Aiza moa no nandevenanareo azy? Dia hoy ireo taminy: Tompoko, andeha hizaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary hoy Izy: Aiza moa no nandevenanareo azy? Dia hoy ireo Taminy: Tompoko, andeha hizaha.
malagasy
ary hoy Izy: Aiza moa no nandevenanareo azy? Dia hoy ireo taminy: Tompoko, andeha hizaha.