John 11:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ny sasany: Moa tsy hain’Ilehity izay nampahiratra ny mason’ilay jamba va, ny manao izay tsy ho nahafaty an-dRalehilahy ity?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy kosa ny sasany tamin’izy ireo: «Tsy azony natao va re ny nisakana an-dralehilahy ity tsy ho faty, nefa ny mason’ilay teraka jamba nampahiratiny?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy kosa ny sasany tamin’izy ireo: –Efa nampahiratra ny mason’ilay jamba Izy, ka tsy hainy natao ve ny tsy hahafaty an-dralehilahy ity?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ny sasany: Moa tsy hain'ilehity, Izay nampahiratra ny mason'ilay jamba va, ny manao izay tsy ho nahafaty an-dralehilahy ity?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ny sasany: Moa tsy hain’Ilehity izay nampahiratra ny mason’ilay jamba va, ny manao izay tsy ho nahafaty an-dRalehilahy ity?
malagasy
Fa hoy ny sasany: Moa tsy hain'ilehity, Izay nampahiratra ny mason'ilay jamba va, ny manao izay tsy ho nahafaty an-dralehilahy ity?