John 11:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia vonto indray ny fanahin’i Jesosy ka nankeo amin’ny fasana Izy, ary zohy izany sady nisy vato narindrina teo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niontana indray ny Fon’i Jesoa, ary lasa Izy nankeo amin’ny fasana, izay zohy norakofana vato.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niontana indray ny fon’i Jesoa ka nankeo amin’ny fasana Izy. Zohy notampenana vato izany fasana izany.
Malagasy Bible 1865
Dia vonto indray ny fanahin'i Jesosy ka nankeo amin'ny fasana Izy; ary zohy izany, sady nisy vato narindrina teo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia vonto indray ny fanahin’i Jesosy ka nankeo amin’ny fasana Izy, ary zohy izany sady nisy vato narindrina teo.
malagasy
Dia vonto indray ny fanahin'i Jesosy ka nankeo amin'ny fasana Izy; ary zohy izany, sady nisy vato narindrina teo.