John 11:39 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy: Esory ny vato. Hoy i Marta, anabavin’ny maty, Taminy: Tompoko, efa maimbo izy izao, fa efa hefarana izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Esory ny vato,» hoy Izy. Ka hoy i Marta anabavin’ny maty taminy: «Efa maimbo izy, Tompoko, fa efa hefarana izay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa: –Esory ny vato! Fa i Marta, ilay anabavin’ny maty, no namaly Azy hoe: –Efa maimbo ny faty, ry Tompo, satria efatra andro izay no nandevenana azy.
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy: Esory ny vato. Hoy Marta, anabavin'ny maty, taminy: Tompoko, maimbo izy izao, fa efa hefarana izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy: Esory ny vato. Hoy i Marta, anabavin’ny maty, Taminy: Tompoko, efa maimbo izy izao, fa efa hefarana izay.
malagasy
Hoy Jesosy: Esory ny vato. Hoy Marta, anabavin'ny maty, taminy: Tompoko, maimbo izy izao, fa efa hefarana izay.