John 11:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa ren’i Jesosy izany dia hoy Izy: Tsy ho fahafatesana no anton’izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr’Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ren’i Jesoa izany dia hoy Izy: «Aretina tsy ho fahafatesana ity, fa ho voninahitr’Andriamanitra, sy hahazoan’ny Zanak’Andriamanitra voninahitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa nandre izany i Jesoa, dia nanao hoe: –Aretina tsy miafara amin’ny fahafatesana izay fa aretina tonga mba hisehoan’ny voninahitr’Andriamanitra ka hahazoan’ny Zanak’Andriamanitra voninahitra!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Jesosy izany, dia hoy Izy: Tsy ho fahafatesana no anton'izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr'Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa ren’i Jesosy izany dia hoy Izy: Tsy ho fahafatesana no anton’izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr’Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak’Andriamanitra.
malagasy
Ary rehefa ren'i Jesosy izany, dia hoy Izy: Tsy ho fahafatesana no anton'izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr'Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak'Andriamanitra.