John 11:40 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy Jesosy taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao dia ho hitanao ny voninahitr’Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Tsy efa voalazako taminao va fa raha mino ianao, dia hahita ny voninahitr’Andriamanitra?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa taminy: –Tsy efa voalazako taminao ve fa raha mino ianao, dia hahita ny voninahitr’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Hoy Jesosy taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy Jesosy taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao dia ho hitanao ny voninahitr’Andriamanitra?
malagasy
Hoy Jesosy taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?