John 11:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nesoriny ny vato. Ary Jesosy dia nanandratra ny masony ka niteny hoe: Ray ô, misaotra Anao Aho, fa efa nihaino Ahy Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noesoriny ny vato, ka niandrandra i Jesoa sy nanao hoe: «Misaotra Anao Aho, Raiko, satria efa nihaino Ahy Ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nesorin’ny olona ny vato. I Jesoa kosa nanandratra ny masony any ambony sady nanao hoe: –Ray ô, misaotra Anao Aho, satria efa nihaino Ahy Ianao.
Malagasy Bible 1865
Dia nesoriny ny vato. Ary Jesosy dia nanandratra ny masony ka nanao hoe: Ray ô, misaotra Anao Aho, fa efa nihaino Ahy Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nesoriny ny vato. Ary Jesosy dia nanandratra ny masony ka niteny hoe: Ray ô, misaotra Anao Aho, fa efa nihaino Ahy Ianao.
malagasy
Dia nesoriny ny vato. Ary Jesosy dia nanandratra ny masony ka nanao hoe: Ray ô, misaotra Anao Aho, fa efa nihaino Ahy Hianao.