John 11:42 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha Izaho dia fantatro fa mihaino Ahy mandrakariva Ianao; fa noho ny vahoaka mitsangana manodidina no nilazako izany mba hinoany fa Ianao no naniraka Ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha Izaho, dia fantatro fa mihaino Ahy mandrakariva Ianao; fa noho ireto vahoaka manodidina Ahy kosa no nilazako izany mba hinoany fa Ianao no naniraka Ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha Izaho, dia fantatro fa mihaino Ahy mandrakariva Ianao; fa noho ny vahoaka manodidina Ahy kosa no nilazako izany, mba hinoany fa Ianao no naniraka Ahy.
Malagasy Bible 1865
Raha Izaho, dia fantatro fa mihaino Ahy mandrakariva Hianao; fa noho ny vahoaka mitsangana manodidina no nilazako izany, mba hinoany fa Hianao no naniraka Ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha Izaho dia fantatro fa mihaino Ahy mandrakariva Ianao; fa noho ny vahoaka mitsangana manodidina no nilazako izany mba hinoany fa Ianao no naniraka Ahy.
malagasy
Raha Izaho, dia fantatro fa mihaino Ahy mandrakariva Hianao; fa noho ny vahoaka mitsangana manodidina no nilazako izany, mba hinoany fa Hianao no naniraka Ahy.