John 11:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nilaza izany teny izany Izy dia niantso tamin’ny feo mahery hoe: Ry Lazarosy, mivoaha!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa nilaza izany Izy dia niantso tamin’ny feo mahery hoe: «Mivoaha, ry Lazara.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy nilaza izany i Jesoa, dia niantso tamin’ny feo mahery hoe: –Mivoaha tao, ry Lazara!
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanao izany teny izany Izy, dia niantso tamin'ny feo mahery hoe: Ry Lazarosy, mivoaha!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nilaza izany teny izany Izy dia niantso tamin’ny feo mahery hoe: Ry Lazarosy, mivoaha!
malagasy
Ary rehefa nanao izany teny izany Izy, dia niantso tamin'ny feo mahery hoe: Ry Lazarosy, mivoaha!