John 11:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary maro tamin’ny Jiosy, izay nankeo amin’i Maria ka nahita ireo zavatra nataon’i Jesosy ireo, no nino Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maro tamin’ny Jody izay tonga tao amin’i Maria sy i Marta sy nahita ny nataon’i Jesoa no nino Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Maro tamin’ny Jiosy izay tonga tao amin-dry i Maria ka nahita ny zavatra nataon’i Jesoa no nino Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary maro tamin'ny Jiosy, dia ireo nankeo amin'i Maria ka nahita ny zavatra nataon'i Jesosy ireo, no nino Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary maro tamin’ny Jiosy*, izay nankeo amin’i Maria ka nahita ireo zavatra nataon’i Jesosy ireo, no nino Azy.
malagasy
Ary maro tamin'ny Jiosy, dia ireo nankeo amin'i Maria ka nahita ny zavatra nataon'i Jesosy ireo, no nino Azy.