John 11:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny sasany tamin’ireo kosa dia lasa nankany amin’ny Fariseo ka nilaza taminy izay nataon’i Jesosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny sasany tamin’izy ireo kosa dia lasa nankany amin’ny Farisianina, ka nilaza taminy izay nataon’i Jesoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sasany tamin’ireo kosa dia lasa nankany amin’ny Farisianina ka nilaza taminy ny zavatra nataon’i Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Fa ny sasany tamin'ireo kosa dia lasa nankany amin'ny Fariseo ka nilaza taminy izay nataony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny sasany tamin’ireo kosa dia lasa nankany amin’ny Fariseo* ka nilaza taminy izay nataon’i Jesosy.
malagasy
Fa ny sasany tamin'ireo kosa dia lasa nankany amin'ny Fariseo ka nilaza taminy izay nataony.