John 11:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo dia nanangona ny Sinedriona ka niteny hoe: Ahoana no hataontsika? Fa iny lehilahy iny dia manao famantarana maro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia namory ny mpanolo-tsaina ny lehiben’ny mpisorona sy ny Farisianina ka nanao hoe: «Inona ity ataontsika, fa manao fahagagana maro iny Lehilahy iny?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namory ny Fitsarana ambony ireo lohandoha-mpisorona sy ireo Farisianina ka nanao hoe: –Inona ity ataontsika, fa manao famantarana maro iny Lehilahy iny?
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo nanangona ny Synedriona ka nanao hoe: Ahoana no hataontsika? fa iny Lehilahy iny dia manao famantarana maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo* dia nanangona ny Sinedriona* ka niteny hoe: Ahoana no hataontsika? Fa iny lehilahy iny dia manao famantarana maro.
malagasy
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo nanangona ny Synedriona ka nanao hoe: Ahoana no hataontsika? fa iny Lehilahy iny dia manao famantarana maro.