John 11:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha avelantsika hanao toy izany ihany Izy dia hino Azy avokoa ny olona rehetra; ary ho avy ny Romana ka handrava ny fonenantsika sy ny firenentsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha avelantsika hanao ihany Izy, dia hino Azy ny olona rehetra, ka ho avy ny Rômanina dia haka ny tanànantsika sy ny firenentsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha avelantsika hanao toy izany ihany Izy, dia ho avy ny Rômanina handrava ny tempolintsika sy ny firenentsika.
Malagasy Bible 1865
Raha avelantsika hanao toy izany ihany Izy, dia hino Azy avokoa ny olona rehetra; ary ho avy ny Romana ka handrava ny fonenantsika sy ny firenentsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha avelantsika hanao toy izany ihany Izy dia hino Azy avokoa ny olona rehetra; ary ho avy ny Romana ka handrava ny fonenantsika sy ny firenentsika.
malagasy
Raha avelantsika hanao toy izany ihany Izy, dia hino Azy avokoa ny olona rehetra; ary ho avy ny Romana ka handrava ny fonenantsika sy ny firenentsika.