John 11:49 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny iray taminy, dia i Kaiafa mpisoronabe, tamin’izany taona izany, dia niteny taminy hoe: Ianareo dia tsy mahalala na inona na inona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny anankiray tamin’izy ireo atao hoe Kaifa, izay lehiben’ny mpisorona tamin’izany taona izany: «Tsy mahalala na inona na inona ianareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny anankiray tamin’izy ireo, dia i Kaiafa izay mpisorombe tamin’io taona io, no niteny taminy hoe: –Tsy mahalala na inona na inona ianareo!
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray taminy, dia Kaiafa, mpisoronabe tamin'izany taona izany, nanao taminy hoe: Hianareo tsy mahalala na inona na inona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny iray taminy, dia i Kaiafa mpisoronabe, tamin’izany taona izany, dia niteny taminy hoe: Ianareo dia tsy mahalala na inona na inona,
malagasy
Ary ny anankiray taminy, dia Kaiafa, mpisoronabe tamin'izany taona izany, nanao taminy hoe: Hianareo tsy mahalala na inona na inona,