John 11:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy tia an’i Marta sy ny rahavaviny ary i Lazarosy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tian’i Jesoa i Marta sy i Maria rahavaviny ary i Lazara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Jesoa dia fatra-pitia an’i Marta sy ny rahavaviny ary i Lazara.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy tia an'i Marta sy ny rahavaviny ary Lazarosy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy tia an’i Marta sy ny rahavaviny ary i Lazarosy.
malagasy
Ary Jesosy tia an'i Marta sy ny rahavaviny ary Lazarosy.