John 11:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na misaina akory fa tsara ho anareo, raha ny lehilahy iray no ho faty hamonjy ny firenena, mba tsy ho levona avokoa ity firenena ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na tsy mihevitra akory fa tsara ho anareo raha maty ho an’ny vahoaka ny Lehilahy anankiray, mba tsy ho rava ny firenena manontolo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy heverinareo akory fa tsara ho anareo raha maty ho an’ny vahoaka ny lehilahy anankiray, mba tsy haharava ny firenena manontolo!
Malagasy Bible 1865
na misaina akory fa tsara ho anareo, raha ny lehilahy iray no ho faty hamonjy ny firenena, mba tsy ho rava avokoa ity firenena ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na misaina akory fa tsara ho anareo, raha ny lehilahy iray no ho faty hamonjy ny firenena, mba tsy ho levona avokoa ity firenena ity.
malagasy
na misaina akory fa tsara ho anareo, raha ny lehilahy iray no ho faty hamonjy ny firenena, mba tsy ho rava avokoa ity firenena ity.