John 11:52 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy hamonjy io firenena io ihany fa mba hanangona ny zanak’Andriamanitra izay efa niely mba ho tafangona ho iray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary tsy ho an’ny firenena ihany, fa mba hamory ny zanak’Andriamanitra izay efa niely koa, ho antokony iray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary tsy ho an’ny firenena jiosy ihany fa mba hanangona ho iray ny zanak’Andriamanitra efa niely.
Malagasy Bible 1865
ary tsy hamonjy io firenena io ihany, fa mba hanangona ny zanak'Andriamanitra izay efa niely ho antoko iray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy hamonjy io firenena io ihany fa mba hanangona ny zanak’Andriamanitra izay efa niely mba ho tafangona ho iray.
malagasy
ary tsy hamonjy io firenena io ihany, fa mba hanangona ny zanak'Andriamanitra izay efa niely ho antoko iray.