John 11:53 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa hatramin’izany andro izany dia nikendry hahafaty Azy ry zareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatramin’izany andro izany dia nikendry izay hahafaty Azy izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hatramin’io andro io dia tapa-kevitra ny hamono an’i Jesoa ry zareo.
Malagasy Bible 1865
Koa hatramin'izany andro izany dia nihendry hahafaty Azy ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa hatramin’izany andro izany dia nikendry hahafaty Azy ry zareo.
malagasy
Koa hatramin'izany andro izany dia nihendry hahafaty Azy ireo.