John 11:54 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy tsy nandeha niharihary teny amin’ny Jiosy intsony; fa niala teo Izy nankany amin’ny tany akaikin’ny tany efitra, ho any amin’ny tanàna atao hoe Efraima, ary nitoetra tany Izy mbamin’ny mpianatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa tsy nandeha ampahibemaso tany amin’ny Jody intsony i Jesoa, fa niala teo nankany amin’ny tany akaikin’ny efitra, ho any an-tanàna atao hoe: Efrema, dia nitoetra tany Izy mbamin’ny mpianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa tsy nandehandeha an-karihary teo amin’ny Jiosy intsony i Jesoa, fa niala teo nankany amin’ny faritany akaikin’ny taniefitra, tany amin’ny tanàna atao hoe Efraîma, ary nitoetra tany niaraka tamin’ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy tsy nandeha niharihary teny amin'ny Jiosy intsony; fa niala teo Izy nankany amin'ny tany akaikin'ny efitra, ho any an-tanàna atao hoe Efraima, ary nitoetra tany Izy mbamin'ny mpianatra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary Jesosy tsy nandeha niharihary teny amin'ny Jiosy intsony; fa niala teo Izy nankany amin'ny tany akaikin'ny efitra, ho any an-tanàna atao hoe Efraima, ary nitoetra tany Izy mbamin'ny mpianatra.