John 11:55 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary efa akaiky ny Paska an’ny Jiosy; ary maro ny avy tany ambanivohitra no niakatra ho any Jerosalema nialoha ny Paska mba hanadio ny tenany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa akaiky ny Pakan’ny Jody tamin’izay, ka maro ny olona avy tamin’izany tany izany no niakatra tany Jerosalema alohan’ny Paka, mba handio tena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa akaiky tamin’izay ny Paska fankalàzan’ny Jiosy, ka maro ny olona avy any ambanivohitra no niakatra tany Jerosalema alohan’ny Paska mba handio tena.
Malagasy Bible 1865
Ary efa akaiky ny Pasky ny Jiosy; ary maro avy tany an-tsaha no niakatra ho any Jerosalema talohan'ny Paska mba hanadio ny tenany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary efa akaiky ny Paska* an’ny Jiosy; ary maro ny avy tany ambanivohitra no niakatra ho any Jerosalema nialoha ny Paska mba hanadio ny tenany.
malagasy
Ary efa akaiky ny Pasky ny Jiosy; ary maro avy tany an-tsaha no niakatra ho any Jerosalema talohan'ny Paska mba hanadio ny tenany.