John 11:57 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo dia efa nandidy fa raha misy olona mahalala izay itoerany dia tsy maintsy milaza amin’izy ireo mba hisamborany Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lohandoha-mpisorona sy ny Farisianina kosa efa nandidy fa raha misy olona nahalala izay itoeran’i Jesoa, dia tsy maintsy mampandre mba hisamborana Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny Fariseo efa nandidy fa raha misy olona mahalala izay itoerany, dia tsy maintsy milaza, mba hisamborany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny lehiben’ny mpisorona sy ny Fariseo dia efa nandidy fa raha misy olona mahalala izay itoerany dia tsy maintsy milaza amin’izy ireo mba hisamborany Azy.
malagasy