John 11:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’i Jesosy fa narary i Lazarosy dia mbola nitoetra roa andro teo amin’izay nitoerany ihany Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa nony reny hoe marary i Lazara, dia mbola nitoetra indroa andro tamin’izay nitoerany ihany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa mbola nijanona indroa andro teo amin’izany toerana izany ihany Izy, na dia nandre aza fa narary i Lazara.
Malagasy Bible 1865
Koa nony ren'i Jesosy fa narary Lazarosy, dia mbola nitoetra indroa andro teo amin'izay nitoerany ihany Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’i Jesosy fa narary i Lazarosy dia mbola nitoetra roa andro teo amin’izay nitoerany ihany Izy.
malagasy
Koa nony ren'i Jesosy fa narary Lazarosy, dia mbola nitoetra indroa andro teo amin'izay nitoerany ihany Izy.