John 11:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Taorianan’izany, vao hoy Izy tamin’ny mpianatra: Andeha isika ho any Jodia indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka izany vao hoy Izy tamin’ny mpianany: «Andeha isika ho any Jodea indray.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taorian’izany i Jesoa vao niteny tamin’ny mpianany hoe: –Ndeha isika ho any Jodea indray!
Malagasy Bible 1865
Rehefa afaka izany, dia hoy Izy tamin'ny mpianatra: Andeha isika ho any Jodia indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Taorianan’izany, vao hoy Izy tamin’ny mpianatra: Andeha isika ho any Jodia* indray.
malagasy
Rehefa afaka izany, dia hoy Izy tamin'ny mpianatra: Andeha isika ho any Jodia indray.