John 11:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny mpianatra taminy: Raby ô, vao haingana teo no nitadiavan’ny Jiosy hitora-bato Anao, koa hankany indray va Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy ny mpianany taminy: «Raby ô, vao haingana teo no nitady hitora-bato Anao ny Jody, ka dia hankany indray ve Ianao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no navalin’ny mpianany Azy: –Mpampianatra ô, vao haingana teo ny Jiosy no nitady hitora-bato Anao, ka hankany indray ve Ianao?
Malagasy Bible 1865
Hoy ny mpianatra taminy: Raby ô, vao haingana teo no nitadiavan'ny Jiosy hitora-bato Anao, ka hankany indray va Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny mpianatra taminy: Raby ô, vao haingana teo no nitadiavan’ny Jiosy* hitora-bato Anao, koa hankany indray va Ianao?
malagasy
Hoy ny mpianatra taminy: Raby ô, vao haingana teo no nitadiavan'ny Jiosy hitora-bato Anao, ka hankany indray va Hianao?