John 11:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny navalin’i Jesosy hoe: Tsy roa amby folo va ny ora amin’ny indray andro? Raha misy mandeha amin’ny antoandro dia tsy mba tafintohina izy, fa mahita ny fahazavan’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Jesoa taminy: «Tsy roa ambin’ny folo ora va ny indray andro? Ka ny mandeha antoandro tsy mba tafintohina, satria mahita ny fahazavan’izao tontolo izao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa: –Tsy adiny 12 ve ny indray andro? Koa raha misy olona mandeha amin’ny antoandro, dia tsy mba tafintohina izy satria mahita ny fahazavana manilo an’ izao tontolo izao;
Malagasy Bible 1865
Jesosy namaly hoe: Tsy roa ambin'ny folo va ny ora amin'ny indray andro? Raha misy mandeha amin'ny antoandro, dia tsy mba tafintohina izy, fa mahita ny fahazavan'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny navalin’i Jesosy hoe: Tsy roa amby folo va ny ora amin’ny indray andro? Raha misy mandeha amin’ny antoandro dia tsy mba tafintohina izy, fa mahita ny fahazavan’izao tontolo izao.
malagasy
Jesosy namaly hoe: Tsy roa ambin'ny folo va ny ora amin'ny indray andro? Raha misy mandeha amin'ny antoandro, dia tsy mba tafintohina izy, fa mahita ny fahazavan'izao tontolo izao.