John 12:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa henemana no sisa tsy hahatongavan’ny Paska, Jesosy, dia tonga tao Betania izay nitoeran’i Lazarosy, ilay natsangany tamin’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony henemana sisa tsy hahatongavan’ny Paka, dia tonga tany Betania i Jesoa tany amin’izay nitoeran’i Lazara, ilay natsangan’i Jesoa ho velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enina andro talohan’ny Paska, dia tonga tao Betania ry i Jesoa, tao amin’izay nitoeran’i Lazara, ilay natsangany ho velona avy any amin’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa henemana no sisa tsy tonga ny Paska, Jesosy dia tonga tao Betania, izay nitoeran'i Lazarosy, ilay natsangany tamin'ny maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa henemana no sisa tsy hahatongavan’ny Paska, Jesosy, dia tonga tao Betania izay nitoeran’i Lazarosy, ilay natsangany tamin’ny maty.
malagasy
Ary rehefa henemana no sisa tsy tonga ny Paska, Jesosy dia tonga tao Betania, izay nitoeran'i Lazarosy, ilay natsangany tamin'ny maty.