John 12:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa nikendry hahafaty an’i Lazarosy koa ireo lehiben’ny mpisorona
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Lazara koa dia efa notetehin’ny lehiben’ny mpisorona hovonoina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny lohandoha-mpisorona kosa dia tapa-kevitra hamono an’i Lazara koa,
Malagasy Bible 1865
Fa nihendry hahafaty an'i Lazarosy koa ny lohan'ny mpisorona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa nikendry hahafaty an’i Lazarosy koa ireo lehiben’ny mpisorona
malagasy
Fa nihendry hahafaty an'i Lazarosy koa ny lohan'ny mpisorona,